mardi 6 décembre 2016

AIZA NO HANOMBOHANA NY FIJOROANA HO VAVOLOMBELON’I KRISTY ?




MANOMBOHA AO JEROSALEMA , araka ny Asa. 1 : 8. “Fa hahazo hery ianareo amin’ny hilatsahan’ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy……’’
Jerosalema= ny akaikytoy ny ao an-tokatrano izany . Tsarovy ny Mar. 5: 9 (vakio) ;

Jerosalema= Ilay tsy andaniam-bola !!! Alaim-panahy handeha lavitra foana mantsy isika rehefa hanao fijoroana ho vavolombelona sy hitory ny filazantsara!

Jerosalema = ny mafy,fa tao no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana( Asa 2. 36).

Jerosalema = Ny mahazatra: sekoly (ho an’ny mpianatra) ; toeram-piasana (ho an’ny mpiasa). Ao no manomboha mijoro!

Loharano: IAA, Aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika, Antananarivo, 2013, pejy 12


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire